Nomery 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: “Noho ianareo tsy naneho finoana ahy ka tsy nanamasina+ ahy teo imason’ny zanak’Israely, dia tsy hitondra an’ity fiangonana ity hiditra ao amin’ilay tany homeko azy ianareo.”+ Nomery 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nikomy tsy nanaraka ny didiko mantsy ianareo tany an-tany efitr’i Zina, rehefa nila ady tamiko ny vahoaka.+ Ary tsy nanamasina+ ahy ianareo rehefa nanome rano teo imason’izy ireo. Izany no ranon’i Meriba+ tao Kadesy,+ tany an-tany efitr’i Zina.”+ Deoteronomia 31:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Roapolo amby zato taona aho izao.+ Tsy mahazo mitarika anareo intsony aho,+ satria nilaza tamiko i Jehovah hoe: ‘Tsy hiampita an’io Jordana io ianao.’+ Salamo 106:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nanao izay nampahatezitra izy ireo, teo amin’ny ranon’i Meriba,+Ka nidiran-doza i Mosesy noho ny nataon’izy ireo.+
12 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: “Noho ianareo tsy naneho finoana ahy ka tsy nanamasina+ ahy teo imason’ny zanak’Israely, dia tsy hitondra an’ity fiangonana ity hiditra ao amin’ilay tany homeko azy ianareo.”+
14 Nikomy tsy nanaraka ny didiko mantsy ianareo tany an-tany efitr’i Zina, rehefa nila ady tamiko ny vahoaka.+ Ary tsy nanamasina+ ahy ianareo rehefa nanome rano teo imason’izy ireo. Izany no ranon’i Meriba+ tao Kadesy,+ tany an-tany efitr’i Zina.”+
2 “Roapolo amby zato taona aho izao.+ Tsy mahazo mitarika anareo intsony aho,+ satria nilaza tamiko i Jehovah hoe: ‘Tsy hiampita an’io Jordana io ianao.’+
32 Nanao izay nampahatezitra izy ireo, teo amin’ny ranon’i Meriba,+Ka nidiran-doza i Mosesy noho ny nataon’izy ireo.+