FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 4:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ary nisy olona tonga foana avy any amin’ny firenena rehetra mba hihaino ny fahendren’i Solomona,+ eny, olona avy tamin’ny mpanjaka rehetra eran-tany izay efa nandre ny fahendreny.+

  • 1 Mpanjaka 10:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsy nino ny tenin’ny olona aho raha tsy tonga tatỳ, ka ny masoko mihitsy no nahita. Fa hay na ny antsasany aza tsy nolazaina tamiko!+ Fa mihoatra lavitra noho ny zavatra reko tamin’ny olona ny fahendrenao sy ny harenanao.+

  • Daniela 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nanontanian’ny mpanjaka azy ny zava-drehetra nilana fahendrena sy fahiratan-tsaina,+ ka hitany fa avo folo heny ny fahaizan’izy ireo raha oharina amin’ny an’ny mpisorona+ rehetra mampiasa herin’ny maizina sy ny mpila hevitra amin’ny maty,+ nanerana ny fanjakany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara