FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 24:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Miakara atỳ amiko, atỳ an-tendrombohitra ary mijanòna atỳ, fa tiako homena anao ireo takela-bato mbamin’ny lalàna sy ny didy hosoratako, mba hampianarina azy.”+

  • Eksodosy 31:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary raha vao vita ny teny nataony tamin’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ dia ny takela-bato nosoratan’ny rantsantanan’Andriamanitra.+

  • Eksodosy 32:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Raha vao tonga teo akaikin’ny toby i Mosesy, ka nahita an’ilay zanak’omby+ sy ny olona nandihy, dia nirehitra ny fahatezerany. Avy hatrany dia nazerany ireo takela-bato teny an-tanany, ka novakivakiny teo am-pototry ny tendrombohitra.+

  • Eksodosy 34:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Manamboara takela-bato roa mitovy amin’ireo voalohany,+ fa hosoratako eo amin’ireo ny teny teo amin’ireo takela-bato voalohany+ novakivakinao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara