Eksodosy 32:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandehana midina, fa manao ratsy ny olonao, izay nentinao niakatra avy tany Ejipta.+ Deoteronomia 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 sao mitady loza+ ianareo, ka manao sary sokitra ho anareo, dia sarin-javatra na inona na inona, na sarin-dehilahy na sarim-behivavy,+
7 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandehana midina, fa manao ratsy ny olonao, izay nentinao niakatra avy tany Ejipta.+
16 sao mitady loza+ ianareo, ka manao sary sokitra ho anareo, dia sarin-javatra na inona na inona, na sarin-dehilahy na sarim-behivavy,+