Eksodosy 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary izaho hamela an’i Farao hikiribiby amin’ny heviny,*+ ka hampitomboiko tokoa ny isan’ny famantarana sy fahagagana hataoko eo amin’ny tany Ejipta.+
3 Ary izaho hamela an’i Farao hikiribiby amin’ny heviny,*+ ka hampitomboiko tokoa ny isan’ny famantarana sy fahagagana hataoko eo amin’ny tany Ejipta.+