14 “Ary raha manontany anao ny zanakao any aoriana any+ hoe: ‘Fa inona no hevitr’izao?’, dia lazao aminy hoe: ‘Tamin’ny herin-tsandriny no namoahan’i Jehovah antsika hiala tany Ejipta,+ avy tao amin’ny trano fanandevozana.+
21 Ianao no namoaka ny Israely olonao avy tany Ejipta,+ tamin’ny alalan’ny famantarana sy fahagagana+ sy tanana mahery sy sandry nahinjitra, ary tamin-javatra tena nampahatahotra.+