Eksodosy 16:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tadidio fa nanome anareo ny sabata i Jehovah!+ Izany no anomezany anareo mofo ampy roa andro amin’ny andro fahenina. Koa samia mipetraka any amin’ny fonenany avy,+ ary aoka tsy hisy hivoaka avy ao amin’izay misy azy amin’ny andro fahafito.”
29 Tadidio fa nanome anareo ny sabata i Jehovah!+ Izany no anomezany anareo mofo ampy roa andro amin’ny andro fahenina. Koa samia mipetraka any amin’ny fonenany avy,+ ary aoka tsy hisy hivoaka avy ao amin’izay misy azy amin’ny andro fahafito.”