FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Hankeo aminao ao anaty rahona mainty aho,+ mba ho ren’ny vahoaka aho rehefa miteny aminao,+ ary mba hino anao koa izy ireo mandritra ny fotoana tsy voafetra.”+ Dia nentin’i Mosesy tany amin’i Jehovah ny tenin’ny vahoaka.

  • Eksodosy 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia nidona-tsetroka ny Tendrombohitra Sinay iray manontolo,+ satria i Jehovah nidina teo amboniny tao anaty afo.+ Tsy nitsaha-niakatra ny setroka, toy ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky.+ Ary nihovotrovotra mafy ilay tendrombohitra manontolo.+

  • Deoteronomia 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia niteny taminareo avy tao anaty afo+ i Jehovah, ka feo ihany no renareo fa tsy nahita bika aman’endrika+ ianareo. Feo+ ihany no renareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara