Deoteronomia 4:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Koa tandremo ny fitsipiny+ sy ny didiny izay andidiako anao anio, mba hahita soa+ foana ianao sy ny taranakao, ary mba ho lava andro iainana ianao eo amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao+ anao.” Deoteronomia 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Koa mitandrema, ary ankatoavy ireo teny rehetra andidiako anao+ ireo, mba hahita soa+ mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao sy ny taranakao, satria hanao izay tsara sy mahitsy eo imason’i Jehovah Andriamanitrao ianao.+ Ohabolana 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izay mitandrina ny didy dia miaro ny ainy,+ fa hovonoina ho faty kosa ny olona tsy miraharaha izay ataony.+ Romanina 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanoratra mantsy i Mosesy fa izay manao ny fahamarinana avy amin’ny Lalàna no ho velona amin’ny alalan’izany.+
40 Koa tandremo ny fitsipiny+ sy ny didiny izay andidiako anao anio, mba hahita soa+ foana ianao sy ny taranakao, ary mba ho lava andro iainana ianao eo amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao+ anao.”
28 “Koa mitandrema, ary ankatoavy ireo teny rehetra andidiako anao+ ireo, mba hahita soa+ mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao sy ny taranakao, satria hanao izay tsara sy mahitsy eo imason’i Jehovah Andriamanitrao ianao.+
16 Izay mitandrina ny didy dia miaro ny ainy,+ fa hovonoina ho faty kosa ny olona tsy miraharaha izay ataony.+
5 Nanoratra mantsy i Mosesy fa izay manao ny fahamarinana avy amin’ny Lalàna no ho velona amin’ny alalan’izany.+