Nomery 32:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah ka nataony nirenireny tany an-tany efitra nandritra ny efapolo taona ireny,+ mandra-pahalany ripaka ilay taranaka manontolo izay nanao ratsy teo imason’i Jehovah.+ Nomery 33:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia niakatra tao amin’ny Tendrombohitra Hora i Arona mpisorona, araka ny baikon’i Jehovah, ary maty tao izy tamin’ny taona fahefapolo nivoahan’ny zanak’Israely avy tany Ejipta, tamin’ny andro voalohan’ny volana fahadimy.+
13 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah ka nataony nirenireny tany an-tany efitra nandritra ny efapolo taona ireny,+ mandra-pahalany ripaka ilay taranaka manontolo izay nanao ratsy teo imason’i Jehovah.+
38 Dia niakatra tao amin’ny Tendrombohitra Hora i Arona mpisorona, araka ny baikon’i Jehovah, ary maty tao izy tamin’ny taona fahefapolo nivoahan’ny zanak’Israely avy tany Ejipta, tamin’ny andro voalohan’ny volana fahadimy.+