FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Tsy tokony honina ao amin’ny taninao izy ireo, sao hahatonga anao hanota amiko. Raha sanatria manompo an’ireo andriamaniny ianao, dia ho fandrika ho anao izany.”+

  • Deoteronomia 12:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Koa tandremo sao voafandrika hanaraka ny fanaon’ireny,+ rehefa ringana tsy ho eo anatrehanao izy. Tandremo koa sao manontanintany momba ny andriamaniny, hoe: ‘Mba ahoana àry no fomba nanompoan’ireny firenena ireny ny andriamaniny? Fa mba hanao toy izany koa aho.’

  • Mpitsara 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa izao kosa no nolazaiko: ‘Tsy horoahiko hiala eo anatrehanareo ireny, fa ho fandrika ho anareo.+ Ary ny andriamaniny ho fakam-panahy ho anareo.’”+

  • Salamo 106:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Dia notompoin’izy ireo ny sampin’ireny,+

      Ka nanjary fandrika ho azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara