Deoteronomia 7:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny, ka horoahiny ao anatin’ny fisavoritahana be, mandra-pahalany ringana an’ireny.+ Deoteronomia 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aza avela hisy zavamiaina ho velona+ kosa ao amin’ny tanànan’ireto firenena ireto izay homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao,
23 Hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny, ka horoahiny ao anatin’ny fisavoritahana be, mandra-pahalany ringana an’ireny.+
16 Aza avela hisy zavamiaina ho velona+ kosa ao amin’ny tanànan’ireto firenena ireto izay homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao,