7 Farany, dia noraisiny ny bokin’ny fifanekena+ ka novakiny teo anatrehan’ny vahoaka.+ Dia hoy ireo: “Vonona hanao sy hankatò izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+
24 Sary an’ohatra+ izany, satria izy roa vavy dia fifanekena roa,+ ny anankiray natao teo amin’ny Tendrombohitra Sinay,+ ary mitera-jaza ho amin’ny fanandevozana, dia i Hagara izany.