Deoteronomia 4:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Avy tany an-danitra no nampandrenesany anao ny feony mba hanitsiana anao. Ary teto an-tany no nasehony anao ny afony lehibe, ary efa renao avy tao anaty afo ny teniny.+ Deoteronomia 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Niteny nifanatrika taminareo avy tao anaty afo i Jehovah, tao an-tendrombohitra.+
36 Avy tany an-danitra no nampandrenesany anao ny feony mba hanitsiana anao. Ary teto an-tany no nasehony anao ny afony lehibe, ary efa renao avy tao anaty afo ny teniny.+