FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izy mantsy no nofidin’i Jehovah Andriamanitrao avy teo amin’ny fokonao rehetra mba hitsangana hanompo foana amin’ny anaran’i Jehovah, eny, izy sy ny zanany.+

  • 2 Tantara 29:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa ankehitriny, aza malaindaina+ ianareo, ry zanako, fa ianareo no nofidin’i Jehovah hijoro eo anatrehany mba hanompo azy+ ary koa mba ho mpanompony+ sy ho mpanolotra setroka ho sorona.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara