FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 34:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Eo anefa Ilay tsy miangatra amin’ny andriana,

      Sady tsy mba manaja ny olona ambony mihoatra noho ny olona ambany,+

      Satria samy asan’ny tanany ireny.+

  • Asan’ny Apostoly 10:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia niteny i Petera, ka nanao hoe: “Hitako marina izao fa tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra,+

  • Romanina 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra.+

  • Efesianina 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary ianareo tompo, manaova toy izany hatrany koa amin’izy ireo, ka atsaharo ny fandrahonana,+ satria fantatrareo fa any an-danitra ny Tompon’izy ireo izay Tomponareo koa,+ ary tsy mba misy fizahan-tavan’olona+ aminy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara