FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 46:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary roa lahy* ny zanak’i Josefa naterany tany Ejipta. Koa fitopolo ny fitambaran’ireo* anisan’ny ankohonan’i Jakoba tonga tany Ejipta.+

  • Eksodosy 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nahatratra fitopolo* ny isan’ny olona* rehetra naterak’i* Jakoba,+ fa i Josefa kosa efa tany Ejipta.+

  • Asan’ny Apostoly 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa nampanalain’i Josefa avy tamin’izany toerana izany i Jakoba rainy sy ny havany rehetra,+ dia olona* dimy amby fitopolo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara