Deoteronomia 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary fantatrao tsara ao am-ponao fa tahaka ny anitsian’ny olona ny zanany no nanitsian’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Hebreo 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa izay tian’i Jehovah no faiziny. Manasazy mafy an’izay raisiny toy ny zanaka izy.”+
5 Ary fantatrao tsara ao am-ponao fa tahaka ny anitsian’ny olona ny zanany no nanitsian’i Jehovah Andriamanitrao anao.+