FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 5:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tsy mba nanao anakampo izy ireo hoe: “Aoka isika hatahotra an’i Jehovah,+ fa Izy no manome antsika oram-be sy oram-pararano ary oran-dohataona amin’ny fotoanany.+ Izy koa no miambina an’ireo herinandro voatondro hanaovantsika ny fijinjana.”+

  • Joela 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mifalia sy miravoravoa amin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, ry zanak’i Ziona.+ Fa hanome anareo oram-pararano ampy tsara izy,+ ary handatsaka oram-be aminareo, dia oram-pararano sy oran-dohataona, toy ny taloha.+

  • Jakoba 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Mahareta àry, ry rahalahy, mandra-pahatongan’ny fanatrehan’ny+ Tompo. Jereo ange ny mpamboly e! Maharitra miandry ny vokatra sarobidy avy amin’ny tany izy, mandra-pahatongan’ny orana, dia ny orana aloha sy ny orana aoriana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara