Levitikosy 19:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Koa tandremo ny lalàko rehetra sy ny didim-pitsarako rehetra, ka ankatoavy.+ Izaho no Jehovah.’” Levitikosy 25:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa ankatoavy ny lalàko, ary hajao ny didim-pitsarako ka ampiharo. Dia honina tsy amin’ahiahy eo amin’ilay tany tokoa ianareo.+
18 Koa ankatoavy ny lalàko, ary hajao ny didim-pitsarako ka ampiharo. Dia honina tsy amin’ahiahy eo amin’ilay tany tokoa ianareo.+