Deoteronomia 26:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia makà amin’ny voaloham-bokatra+ rehetra avy amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao, ka ataovy ao anaty harona ary ento mankany amin’izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao hampitoerana ny anarany.+ 2 Tantara 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary niseho+ tamin’i Solomona i Jehovah nandritra ny alina, ka nilaza hoe: “Efa reko ny vavakao,+ ary efa nofidiko+ ho ahy ity toerana ity mba ho trano fanaovana sorona.+
2 dia makà amin’ny voaloham-bokatra+ rehetra avy amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao, ka ataovy ao anaty harona ary ento mankany amin’izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao hampitoerana ny anarany.+
12 Ary niseho+ tamin’i Solomona i Jehovah nandritra ny alina, ka nilaza hoe: “Efa reko ny vavakao,+ ary efa nofidiko+ ho ahy ity toerana ity mba ho trano fanaovana sorona.+