FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Any no hanateranareo ny fanatitra dorana,+ sy ny sorona, sy ny ampahafolon-karena,+ sy ny fanomezan’ny tananareo,+ sy ny fanatitra fanefana voady,+ sy ny fanatitra an-tsitrapo,+ ary ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinareo.+

  • Deoteronomia 14:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao, any amin’izay toerana hofidiny hampitoerana ny anarany no hihinananao ny ampahafolon’ny varimbazahanao+ sy ny divainao vaovao sy ny menakao, ary hihinananao ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinao,+ mba hianaranao hatahotra an’i Jehovah Andriamanitrao mandrakariva.+

  • Deoteronomia 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Vonoy any amin’izay toerana hofidin’i Jehovah hampitoerana ny anarany,+ ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ izay alaina avy amin’ny ondry aman’osy na omby.+

  • Deoteronomia 26:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 dia makà amin’ny voaloham-bokatra+ rehetra avy amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao, ka ataovy ao anaty harona ary ento mankany amin’izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao hampitoerana ny anarany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara