2 Tantara 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary niseho+ tamin’i Solomona i Jehovah nandritra ny alina, ka nilaza hoe: “Efa reko ny vavakao,+ ary efa nofidiko+ ho ahy ity toerana ity mba ho trano fanaovana sorona.+
12 Ary niseho+ tamin’i Solomona i Jehovah nandritra ny alina, ka nilaza hoe: “Efa reko ny vavakao,+ ary efa nofidiko+ ho ahy ity toerana ity mba ho trano fanaovana sorona.+