Levitikosy 11:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aza mihinana amin’ny henan’ireny, ary aza mikasika ny fatiny.+ Maloto aminareo ireny.+