FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Aza miahotra manao soa amin’izay tokony hanaovan-tsoa+ raha mbola azon’ny tananao atao ihany.+

  • Matio 5:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Omeo izay mangataka aminao, ary aza andosirana izay te hisambo-bola aminao tsy misy zanany.+

  • Lioka 12:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Amidio+ ny fanananareo ka omeo ho fiantrana ny mahantra.+ Ary fitoeram-bola tsy mety tonta no ataovy fitoeram-bolanareo, dia harena any an-danitra+ tsy mety lany, izay tsy azon’ny mpangalatra hatonina ary tsy lanin’ny bibikely.

  • Asan’ny Apostoly 2:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Nivarotra ny taniny sy ny fananany+ izy ireo, ka ny vola azo dia nozarainy tamin’ny rehetra, araka izay nilainy avy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara