FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 22:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsy hanolotra an’izay manan-takaitra ianareo,+ fa tsy hahazoanareo sitraka izany.

  • Deoteronomia 17:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Aza atao sorona ho an’i Jehovah Andriamanitrao ny omby na ondry manan-takaitra, na misy tsininy na inona na inona, fa zava-maharikoriko amin’i Jehovah Andriamanitrao izany.+

  • Malakia 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Rehefa manolotra biby jamba ho sorona ianareo, dia manao hoe: “Tsy misy maha ratsy an’izany!” Ary rehefa manolotra biby kilemaina na marary ianareo, dia manao hoe: “Tsy misy maha ratsy an’izany!”’”+

      “Mba atero any amin’ny governoranao ange izany e! Ho faly aminao ve izy, na handray tsara anao?”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

  • Hebreo 9:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 mainka fa ny ran’i+ Kristy? Nanolotra+ ny tenany tsy misy tsiny tamin’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny fanahy mandrakizay mantsy izy, ary ny rany no manadio+ ny feon’ny fieritreretantsika ho afaka amin’ny asa maty+ mba hanaovantsika fanompoana masina+ ho an’ilay Andriamanitra velona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara