Eksodosy 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary arovy tsara izy io mandra-pahatongan’ny andro fahefatra ambin’ny folon’ity volana ity.+ Dia hamono azy eo anelanelan’ny takariva roa*+ ny fiangonan’Israely manontolo. Nomery 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny andro fahefatra ambin’ny folon’ity volana ity, eo anelanelan’ny takariva roa,*+ no hikarakaranareo azy, amin’ny fotoana voatondro. Araka ny lalàna rehetra sy araka izay rehetra fanao amin’izy io no hikarakaranareo azy.”+ Matio 26:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tamin’ny takariva,+ dia nandry ilika nisakafo izy sy ny mpianatra roa ambin’ny folo lahy.+
6 Ary arovy tsara izy io mandra-pahatongan’ny andro fahefatra ambin’ny folon’ity volana ity.+ Dia hamono azy eo anelanelan’ny takariva roa*+ ny fiangonan’Israely manontolo.
3 Ny andro fahefatra ambin’ny folon’ity volana ity, eo anelanelan’ny takariva roa,*+ no hikarakaranareo azy, amin’ny fotoana voatondro. Araka ny lalàna rehetra sy araka izay rehetra fanao amin’izy io no hikarakaranareo azy.”+