Deoteronomia 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia ankalazao ho an’i Jehovah Andriamanitrao ny fetin’ireo herinandro,+ ka ento ny fanatitra an-tsitrapo hatolotrao, araka izay hitahian’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ 2 Korintianina 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa raha misy aloha ny fahavononana hanome, dia ankasitrahana indrindra izany raha araka izay ananan’ilay olona,+ fa tsy araka izay tsy ananany.
10 Dia ankalazao ho an’i Jehovah Andriamanitrao ny fetin’ireo herinandro,+ ka ento ny fanatitra an-tsitrapo hatolotrao, araka izay hitahian’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
12 Fa raha misy aloha ny fahavononana hanome, dia ankasitrahana indrindra izany raha araka izay ananan’ilay olona,+ fa tsy araka izay tsy ananany.