Deoteronomia 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hitora-bato azy ho faty+ ianao, noho izy efa nitady hampiala anao tamin’i Jehovah Andriamanitrao, izay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, avy tany amin’ny trano fanandevozana.+
10 Ary hitora-bato azy ho faty+ ianao, noho izy efa nitady hampiala anao tamin’i Jehovah Andriamanitrao, izay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, avy tany amin’ny trano fanandevozana.+