24 Dia hoy i Samoela tamin’ny olona rehetra: “Hitanareo ve ilay nofidin’i Jehovah,+ fa tsy misy tahaka azy amin’ny olona rehetra?” Koa nihorakoraka izy rehetra hoe: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!”+
12 Koa nampanalain’i Jese izy. Somary mena ilay zazalahy,+ ary mahafinaritra be ny masony sady tsara tarehy izy. Dia hoy i Jehovah: “Mitsangàna, ka hosory izy, fa io no izy!”+