FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 15:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hoy i Samoela: “Tsy lasa lehiben’ireo fokon’ny Israely ve ianao, fony ianao nihevi-tena ho kely?+ Ary nanosotra+ anao ho mpanjakan’ny Israely i Jehovah.

  • 2 Tantara 32:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Tsy mba namaly ny soa natao taminy anefa i Hezekia,+ satria nanjary nirehareha+ ny fony. Koa tezitra+ taminy sy tamin’ny Joda sy Jerosalema Andriamanitra.

  • Salamo 131:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 131 Jehovah ô, tsy nirehareha ny foko,+

      Ary tsy niandranandrana ny masoko.+

      Tsy nikatsaka ny ambony loatra aho,+

      Na naniry hahazo zavatra avo loatra.+

  • Marka 10:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Niantso azy ireo hankeo aminy anefa i Jesosy ka nilaza hoe: “Fantatrareo fa manjakazaka amin’ny firenena entiny ireo heverina ho mpitondra, ary manampatra ny fahefany ireo lehibe.+

  • 1 Petera 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara