Josoa 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny anaran’i Hebrona talohan’izay dia Kiriata-arba.+ Ilay lehilahy goavam-be teo amin’ny Anakita izany Arba+ izany. Ary nandry feizay ny tany fa tsy nisy ady.+ Josoa 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nomena ho an’ny taranak’i Arona mpisorona ilay tanàna fialokalofan’ny+ nahafaty olona,+ dia ny tanànan’i Hebrona+ sy ny kijanany. Nomena azy koa i Libna+ sy ny kijanany,
15 Ny anaran’i Hebrona talohan’izay dia Kiriata-arba.+ Ilay lehilahy goavam-be teo amin’ny Anakita izany Arba+ izany. Ary nandry feizay ny tany fa tsy nisy ady.+
13 Ary nomena ho an’ny taranak’i Arona mpisorona ilay tanàna fialokalofan’ny+ nahafaty olona,+ dia ny tanànan’i Hebrona+ sy ny kijanany. Nomena azy koa i Libna+ sy ny kijanany,