8 Avy amin’ny fananan’ny zanak’Israely ireo tanàna homenareo ireo.+ Izay manana betsaka no hakanareo betsaka, ary izay manana kely no hakanareo kely.+ Samy hanome amin’ny tanànany avy ho an’ny Levita ny foko tsirairay, arakaraka ny lovany izay halainy ho fananany.”