Josoa 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia nidina niankandrefana nankany amin’ny sisin-tanin’ny Jafletita ka nitohy hatrany amin’ny sisin’i Beti-horona Ambany+ sy Gazera,+ ary nifarana tany amin’ny ranomasina.+ Josoa 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary avy teo ilay sisin-tany no nitohy hatrany amin’ny tehezany atsimo amin’i Lozy,+ izany hoe Betela,+ ka nidina nankany Atarota-adara,+ teo amin’ilay tendrombohitra eo atsimon’i Beti-horona Ambany.+
3 dia nidina niankandrefana nankany amin’ny sisin-tanin’ny Jafletita ka nitohy hatrany amin’ny sisin’i Beti-horona Ambany+ sy Gazera,+ ary nifarana tany amin’ny ranomasina.+
13 Ary avy teo ilay sisin-tany no nitohy hatrany amin’ny tehezany atsimo amin’i Lozy,+ izany hoe Betela,+ ka nidina nankany Atarota-adara,+ teo amin’ilay tendrombohitra eo atsimon’i Beti-horona Ambany.+