1 Tantara 6:71 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 71 Ary ny taranak’i Gersoma+ dia nomena an’i Golana+ any Basana sy ny kijanany, sy Astarta+ sy ny kijanany, avy tamin’ny fianakavian’ny antsasaky ny fokon’i Manase.
71 Ary ny taranak’i Gersoma+ dia nomena an’i Golana+ any Basana sy ny kijanany, sy Astarta+ sy ny kijanany, avy tamin’ny fianakavian’ny antsasaky ny fokon’i Manase.