21 ary hiampita an’i Jordana ny olona rehetra voaomana eo aminareo, eny, hiampita eo anatrehan’i Jehovah mandra-pandroakany ny fahavalony tsy ho eo anatrehany,+
29 Koa hoy i Mosesy tamin’izy ireo: “Raha miampita an’i Jordana miaraka aminareo eo anatrehan’i Jehovah ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena, eny, izay rehetra voaomana hiady,+ ary resy eo anoloanareo ilay tany, dia omeo ho azy ireo+ i Gileada.