Deoteronomia 2:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Dia nandefa iraka avy tany an-tany efitr’i Kedemota+ aho hankany amin’i Sihona+ mpanjakan’i Hesbona, mba hitondra teny fangataham-pihavanana,+ nanao hoe: Josoa 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 sy Jahaza+ sy Kedemota+ sy Mefata,+
26 “Dia nandefa iraka avy tany an-tany efitr’i Kedemota+ aho hankany amin’i Sihona+ mpanjakan’i Hesbona, mba hitondra teny fangataham-pihavanana,+ nanao hoe: