FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ ary izy no hotompoinao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+

  • Josoa 24:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa raha tsy tianareo ny hanompo an’i Jehovah, dia fidio anio izay hotompoinareo,+ na ny andriamanitra notompoin’ny razanareo tany ampitan’ny Renirano,+ na ny andriamanitry ny Amorita nonina teto amin’ity tany onenanareo ity.+ Fa izaho sy ny ankohonako kosa hanompo an’i Jehovah.”+

  • Lioka 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa hoy i Jesosy: “Voasoratra hoe: ‘I Jehovah Andriamanitrao+ no tsy maintsy iankohofanao, ary ho azy irery ihany no tsy maintsy anaovanao fanompoana masina.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara