Nomery 26:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Antsapaka+ ihany no hizarana ny tany. Araka ny anaran’ny fokon’ireo rainy no hahazoany lova. Josoa 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nanao antsapaka ho azy ireo tao Silo, teo anatrehan’i Jehovah i Josoa.+ Koa teo no nizarany an’ilay tany ho an’ny zanak’Israely, araka ny anjarany avy.+
10 Ary nanao antsapaka ho azy ireo tao Silo, teo anatrehan’i Jehovah i Josoa.+ Koa teo no nizarany an’ilay tany ho an’ny zanak’Israely, araka ny anjarany avy.+