Eksodosy 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa hanehoako hatsaram-panahy feno fitiavana, na dia hatramin’ny taranaka faharivo aza.+ Deoteronomia 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo+ sy ny tenanao manontolo+ ary ny herinao manontolo.+ Matio 22:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia hoy i Jesosy taminy: “‘Tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ary ny sainao manontolo.’+ 1 Korintianina 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa raha misy tia an’Andriamanitra kosa,+ dia fantatr’Andriamanitra izy.+
6 Fa izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa hanehoako hatsaram-panahy feno fitiavana, na dia hatramin’ny taranaka faharivo aza.+
5 Ary tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo+ sy ny tenanao manontolo+ ary ny herinao manontolo.+
37 Dia hoy i Jesosy taminy: “‘Tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ary ny sainao manontolo.’+