1 Mpanjaka 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Handeha amin’ny lalana falehan’ny tany rehetra aho izao,+ koa mahereza+ ianao ary misehoa ho lehilahy.+ Mpitoriteny 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izay rehetra azon’ny tananao atao dia ataovy amin’ny herinao manontolo,+ fa tsy misy asa na eritreritra na fahalalana+ na fahendrena+ ao amin’ny Fasana,*+ izay toerana halehanao.+
2 “Handeha amin’ny lalana falehan’ny tany rehetra aho izao,+ koa mahereza+ ianao ary misehoa ho lehilahy.+
10 Izay rehetra azon’ny tananao atao dia ataovy amin’ny herinao manontolo,+ fa tsy misy asa na eritreritra na fahalalana+ na fahendrena+ ao amin’ny Fasana,*+ izay toerana halehanao.+