FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Fa raha tsy mihaino ahy kosa ianareo, ka tsy mankatò ireo didy rehetra ireo,+

  • Deoteronomia 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+

  • Deoteronomia 28:63
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 63 “Ary ho toy ny nifalian’i Jehovah nanasoa sy nahamaro anareo,+ no hifalian’i Jehovah handringana sy handripaka anareo+ koa. Hesorina tsy ho eo amin’ilay tany izay halehanareo mba halainareo ho fanananareo ianareo.+

  • 2 Tantara 36:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+

  • Lioka 21:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ho lavon’ny lelan-tsabatra izy ireo, ka hoentina ho babo any amin’ny firenena rehetra,+ ary hohitsahin’ny hafa firenena i Jerosalema mandra-pahatapitry ny fe-potoana voatondro+ ho an’ny hafa firenena.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara