FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 dia tsy hahita mihitsy an’ilay tany nianianako tamin’ny razany. Tsy hahita izany mihitsy izay rehetra tsy manaja ahy.+

  • Deoteronomia 1:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 ‘Tsy hisy na iray aza amin’ity taranaka ratsy fanahy ity hahita ilay tany soa izay nianianako homena ny razanareo,+

  • Salamo 106:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Koa nanangan-tanana izy ka nianiana momba azy ireo+

      Fa hataony miampatrampatra any an-tany efitra ny fatiny,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara