FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 34:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa hoy izy ireo tamin’izy mianaka: “Tsy azonay atao ny manome ny anabavinay ho an’ny lehilahy tsy mifora,+ fa manala baraka anay izany.

  • Salamo 119:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  39 Esory amiko ny fahafaham-barakako izay atahorako.+

      Fa ara-drariny ny didim-pitsaranao.+

  • Jeremia 9:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako ampamoaka an’izay rehetra voafora nefa mbola tsy mifora,+

  • Jeremia 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 dia i Ejipta,+ sy Joda,+ sy Edoma,+ sy ny taranak’i Amona,+ sy Moaba,+ ary izay rehetra monina an-tany efitra sady manapaka ny volony avy eo amin’ny fihirifany.+ Fa tsy voafora ny firenena rehetra, ary tsy voafora fo+ ny taranak’Israely manontolo.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara