5 Dia nokarakarain’izy ireo ny sorona fanao amin’ny Paska, tamin’ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana voalohany, teo anelanelan’ny takariva roa, tany an-tany efitr’i Sinay. Araka izay rehetra nandidian’i Jehovah an’i Mosesy no nataon’ny zanak’Israely.+