Eksodosy 16:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary nihinana mana nandritra ny efapolo taona ny zanak’Israely,+ mandra-pahatongany tany amin’izay tany nisy mponina.+ Ny mana no sakafon’izy ireo mandra-pahatongany tany amin’ny sisin’ny tany Kanana.+
35 Ary nihinana mana nandritra ny efapolo taona ny zanak’Israely,+ mandra-pahatongany tany amin’izay tany nisy mponina.+ Ny mana no sakafon’izy ireo mandra-pahatongany tany amin’ny sisin’ny tany Kanana.+