Deoteronomia 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 sy trano feno ny zava-tsoa rehetra izay tsy ianao no nameno azy, sy lavaka fanangonan-drano izay tsy nohadinao, sy tanimboaloboka tsy novolenao, sy hazo oliva tsy nambolenao, ary hihinana ianao ka ho voky,+ Deoteronomia 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Rehefa mihinana ianao ka voky,+ dia misaora+ an’i Jehovah Andriamanitrao noho ilay tany soa nomeny anao.+
11 sy trano feno ny zava-tsoa rehetra izay tsy ianao no nameno azy, sy lavaka fanangonan-drano izay tsy nohadinao, sy tanimboaloboka tsy novolenao, sy hazo oliva tsy nambolenao, ary hihinana ianao ka ho voky,+
10 “Rehefa mihinana ianao ka voky,+ dia misaora+ an’i Jehovah Andriamanitrao noho ilay tany soa nomeny anao.+