Eksodosy 23:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Haniraka anjely+ eo alohanao aho, mba hiambina anao eny an-dalana sy hitondra anao hiditra any amin’ny toerana efa nomaniko.+ 1 Mpanjaka 22:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah:+ Hitako i Jehovah mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany,+ ary ny tafiky ny lanitra manontolo mitsangana eo akaikiny, eo ankavanany sy eo ankaviany.+ Salamo 103:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Derao i Jehovah, ry anjeliny+ mahery dia mahery, izay manatanteraka ny baikony+Sy mihaino ny feony.+ Salamo 148:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Miderà azy, ianareo anjeliny rehetra.+Miderà azy, ianareo rehetra ao amin’ny tafiny.+ Daniela 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanohitra+ ahy iraika amby roapolo andro anefa ny andrianan’ny+ fanjakan’i Persa.+ Dia tonga nanampy ahy i Mikaela,+ iray amin’ireo andriana lehibe indrindra.+ Ary tafajanona teo amin’ireo mpanjakan’i Persa aho,+ nandritra izany fotoana izany.
20 “Haniraka anjely+ eo alohanao aho, mba hiambina anao eny an-dalana sy hitondra anao hiditra any amin’ny toerana efa nomaniko.+
19 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah:+ Hitako i Jehovah mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany,+ ary ny tafiky ny lanitra manontolo mitsangana eo akaikiny, eo ankavanany sy eo ankaviany.+
20 Derao i Jehovah, ry anjeliny+ mahery dia mahery, izay manatanteraka ny baikony+Sy mihaino ny feony.+
13 Nanohitra+ ahy iraika amby roapolo andro anefa ny andrianan’ny+ fanjakan’i Persa.+ Dia tonga nanampy ahy i Mikaela,+ iray amin’ireo andriana lehibe indrindra.+ Ary tafajanona teo amin’ireo mpanjakan’i Persa aho,+ nandritra izany fotoana izany.