1 Tantara 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa hahomby+ ianao raha mitandrina mba hanaraka ny fitsipika+ sy ny didim-pitsarana+ nandidian’i+ Jehovah an’i Mosesy ho an’ny Israely. Mahereza sy matanjaha.+ Ary aza matahotra+ na mihorohoro.+
13 Koa hahomby+ ianao raha mitandrina mba hanaraka ny fitsipika+ sy ny didim-pitsarana+ nandidian’i+ Jehovah an’i Mosesy ho an’ny Israely. Mahereza sy matanjaha.+ Ary aza matahotra+ na mihorohoro.+