FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Efa natolotr’i Jehovah Andriamanitrao teo an-tananao ity tany ity,+ ka miakara ary alaivo ho anao izany, araka izay nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny razanao taminao.+ Aza matahotra na mihorohoro.’+

  • Deoteronomia 7:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 dia aza matahotra azy+ na izany aza. Aza hadinoina mihitsy izay nataon’i Jehovah Andriamanitrao tamin’i Farao sy Ejipta+ manontolo,

  • Deoteronomia 31:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary i Jehovah no mandeha eo alohanao. Homba anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+

  • Josoa 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa mandidy anao indray aho+ hoe: ‘Mahereza sy matanjaha.’ Aza mivadi-po na mihorohoro,+ fa momba anao i Jehovah Andriamanitrao na aiza na aiza alehanao.”+

  • Salamo 27:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+

      Koa iza no hatahorako?+

      I Jehovah no manda miaro ny aiko,+

      Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+

  • Isaia 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+

  • Romanina 8:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara